Entrée | mafafa (fafa) | |
Partie du discours | adjectif | |
Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1] | ||
Exhausted, empty, gone [1.2] | ||
Raflé, entièrement enlevé [1.3] | ||
Exemples | ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/02/26 |
![]() |