| Entrée | tapitra | ||||||||||
| Partie du discours | participe | ||||||||||
| Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1] | |||||||||||
| Ended, finished; used up, all gone [1.7] | |||||||||||
| Fini, terminé [1.3, 1.8] | |||||||||||
| Achevé, accompli [1.3] | |||||||||||
| épuisé [1.8] | |||||||||||
| Exemples |
| ||||||||||
| Morphologie |
| ||||||||||
| Dérivés |
| ||||||||||
| Entrée | tapitra | ||||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||||
| Ended, finished; used up, all gone [1.7] | |||||||||||
| Sali, crotté [1.3] | |||||||||||
| Dérivés |
| ||||||||||
| Mis à jour le 2017/05/20 |
|