Ary isan' izay mahatapitra toy izany izy dia mikosoka tain' ondry anankiray, ary averimberiny izany teny izany mandra-podiny.[2.69]
2
Tonga rahateo koa izany biby kely isan-karazany mihinana ny voly izany, ny ramoretaka mamely ny kisoa, ny aretin' omby mahatapitra aina azy ireny.[2.470]