| Entrée | lovantsofina | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | lova, sofina | |
| Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby [1.1] | ||
| Tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray [1.13] | ||
| Tradition orale [1.13] | ||
| Exemples | Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany.
[2.471] | |
| Mis à jour le 2023/12/18 |
|