| Entrée | lova | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Vola na fananana navelan' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany: Nahazo lova be izy Toetra, aretina nafindran' ny ray aman-dreny na ny razana tamin' ny taranany: Hatsaram-panahy no hany lovany tamin' ny ray aman-dreniny. [1.1] | |||||
| An inheritance [1.7] | |||||
| Héritage [1.8] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Dérivés |
| ||||
| Analogues | lovabe | ||||
| Article | Randzavola: lova ao amin' ny Baiboly | ||||
| Mis à jour le 2023/10/07 |
|