Entrée | lotoy > lotoina (loto) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asiana loto: Aza lotoina ny rano, rankizy Endrikendrehina, hosoram-potaka: Nolotoiny ny raiko ka tsy manaiky aho Zazavavy anaovana an-tery, alaina ankery, anaovana angovy: Nolotoin' ilay zazalahy ny zanaka vavin-dry zareo ato avaratra mbola tsy tonga taona [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be soiled [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on souille, qu'on calomnie [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
![]() |