Entrée |
loto
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto! [1.1]
|
Explications en anglais | Dirt, filthiness [1.7]
|
Explications en français | Saleté, souillure [1.8]
|
Exemples |
1 | madio tsisy loto, tsisy fangarony.
[2.314]
|
2 | Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako.
[2.445]
|
3 | Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto!
[1.214]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
lôtô
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy [1.1]
|
Vocabulaire |
Origine | Explications en français: loto.
|
|