|
|
|
|

Entrée lomano (lano)
Partie du discours nom
 Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns... [1.1]
 Swimming [1.7]
 Nage, natation [1.3]
Exemples 
1Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano. [2.356]
2fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436]

Mis à jour le 2023/06/07