| Entrée | rano tsilany | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | rano, tsilany | |
| Lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1] | ||
| Exemples | Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.
[1.437] | |
| Analogues | antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry | |
| Mis à jour le 2023/01/01 |
|