| Entrée | antsitrika (sitrika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [1.1] | ||
| Lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1] | ||
| Diving into water [1.7] | ||
| Action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [1.3] | ||
| Plongeon [1.8] | ||
| Exemples | Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany.
[2.4] | |
| Analogues | rano tsilany ~ tsikaroka ~ tsipy sandry | |
| Mis à jour le 2023/06/07 |
|