| Entrée | sitrika | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandentehana na filentehana ao anaty lavaka; fampidirana zavatra tsy ho hita na fanafenana Entina milaza koa ny fandevenana ny maty na fampidirana ao am-pasana ny faty alevina [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2012/09/27 |
|