| Entrée |
lofo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Sakalava]
Familiana ny botry hitodika any amin' ny iavian' ny rivotra, indrindra raha handatsaka ny vatofantsika [1.1]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
lofo
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fiezahana, fikelezana aina hanatanteraka izay atao. [1.1]
|
| | Persistence [1.7]
|
| | Courage, persistance [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Dérivés |
|
| Entrée |
lofo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Bara]
Henam-pandevenana [1.78]
|
| | [Bezanozano]
Omby vonoina amin'ny fahafatesana [1.78]
|
| | Omby novonoina taloha raha misy maty mba ho fanomezam-boninahitra ilay nodimandry [1.1]
|
| | Cattle slaughtered for the dead (prov.) [1.7]
|
| | Boeufs immolés pour les morts [1.8]
|
| Dérivés |
|