Entrée | alofo (lofo) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo no nalofo tamin' ny nahafatesan' Itompokolahy Ranona [1.1] | ||||||||
Exemples | Manavinavy aho ity, ka raha tahiny aho dia lasa, dia afeno ato Ambatomanoina, ary ataovy ho ny omby alofo ahy afa-tsy izay omen' ny olona.
[1.436] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |