| Entrée | filofosana (lofo) | |
| Partie du discours | nom | |
| Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina [1.1] | ||
| Entrée | filofosana (lofo) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany [1.1] | ||
| Mis à jour le 2012/11/27 |
|