| Entrée | lia | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10] | ||
| [Bara] Dia [1.78] | ||
| [Tanosy] Dia, dy [1.78] | ||
| Entrée | lia | |
| Partie du discours | Non spécifié | |
| Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10] | ||
| Niavian' ny hoe malia [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | lia | |
| Partie du discours | nom | |
| Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10] | ||
| Entrée | Lià | |
| Partie du discours | nom propre (biblique) | |
| Lià [2.996] | ||
| Leah [2.996] | ||
| Léa [2.996] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | Lea | |
| Mis à jour le 2023/05/15 |
|