| Exemples |
| 1 | Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana
[2.606]
|
| 2 | Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza
[1.10]
|
| 3 | Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato
[2.69]
|
| 4 | Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko
[2.472]
|
|