| Entrée |
letsy
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana [1.1]
|
| | Sinking under pressure [1.7]
|
| | Dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer [1.3]
|
| | Qui s'enfonce sous pression [1.8]
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
|
| Entrée |
letsy
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [Bara]
Ety, tery, tsy omby intsony [1.78]
|
|
| Entrée |
letsy
|
| Partie du discours | pronom
|
| | ise,
ialahy: Ialahy letsy mba mandehana
[1.1]
|
| Exemples |
| 1 | Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert!
[2.5]
|
| 2 | Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy.
[1.281]
|
|
| Autres orthographes |
| Tableaux et planches |
|
|