Entrée | ise | |
Partie du discours | pronom | |
Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1] | ||
Used familiarly for You, You sir. [1.2] | ||
You (singular) used familiarly between men [1.7] | ||
Tu [1.8] | ||
Tu [1.18] | ||
Dérivés |
| |
Analogues | ianao ~ ialahy | |
Tableaux et planches | Tous les pronoms | |
Mis à jour le 2019/08/17 |
![]() |