| Entrée | mandetsy (letsy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1] | |||||||||
| To depress, to press down [1.7] | |||||||||
| Presser, déprimer [1.8] | |||||||||
| Exemples | mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany;
[2.436] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|