|
|
|
|

Entrée lay
Partie du discours nom
  [Bara, Mahafaly] Hazakazaka [1.78]
  [Provincial] Running, rapid motion. See hazakazaka, olomay [1.2]

Entrée lay
Partie du discours nom
 Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra / Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila
Lamba makarakara atao aro moka amin' ny fandriana
Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosiky ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. [1.1]
 Tent cloth; a tent; a sail [1.7]
 Toile à bâche; tente; voile de bateau [1.8]
Vocabulaire 

Entrée lay
Partie du discours nom
  [Taisaka] Hakamoana, laina [1.78]

Entrée lay
Partie du discours nom
  [Sakalava] Karazan' ahitra any anaty ranomasina [1.1]
Vocabulaire 

Entrée lay
Partie du discours nom
 Tsilotsilo kely madinika dia madinika hita amin' ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin' ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns [1.1]
 A kind of nettle found on cocoons and on the amiana [1.2]
 (1) (toute l'île). Nom général des poils des plantes et notamment des poils scabres ou urticants. On dit, par exemple, lain-amiana : les poils urticants de l' amiana (Urera oligoloba Baker). D'où l'adjectif malailay : urticant, qui cause des démangeaisons et le substantif : lailay : prurit, démangeaisons [1.196]
  [Tandroy] Nom d'un arbuste très velu, à poils provoquant des démangeaisons, commun dans la région sèche de l'Androy.
[Mahafaly] Plante médicinale indéterminée de Tuléar (d'après le fichier manuscrit de Grandidier).
Les deux désignent peut être une même plante ? [1.196]
Vocabulaire 

Entrée lay
Partie du discours nom
 Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. [1.1]

Entrée lay
Partie du discours nom
  [Taisaka] Lolo manidina [1.78]
  [Bara] Lolo (bibikely) [1.78]
  [Tanosy] Bibidandy [1.78]
Vocabulaire 

Entrée 'lay
Partie du discours pronom [Liste complète]
 Jereo ilay [1.1]
Tableaux et planches Tous les pronoms

Entrée lay
Partie du discours verbe actif
  manatody: to lay eggs [1.2, 1.7]
  mametraka: to set, to place, to lay down [1.7]
  mandatsaka: to cast down; to put down, to lay in place [1.7]

Mis à jour le 2025/06/20