Entrée | malailay (lailay (lay)) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Tanala] Mangidihidy: Ijay malailay mihaotre (izay mangidihidy mihaotra) [1.78] | |
Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy Mahatonga hidihidy: Malailay itỳ akanjoko itỳ izany Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian' ny fanday [1.1] | ||
Explications en anglais | Scratchy, itchy [1.7] | |
Explications en français | Qui cause des démangeaisons [1.8] | |
Vocabulaire | Santé | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |