|
|
|
|

Entrée kotra
Partie du discours nom ou adjectif
 Tany fambolena lany tsiro noho ny tsy fiovaovan' ny voly natao teo aminy
Ela nanaovana: Tany efa kotra [1.1]
 Terrain fatigué, épuisé par un même genre de culture et qu'on laisse en jachère ; ancien, usé : qui se pratique depuis longtemps; qui a fait son temps, tombé en désuétude [1.3]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : kotra, ko-
Dérivés 
Analogues  tany kotra

Entrée kotra
Partie du discours nom
  [Taisaka] Kitapo hoditra kely fitahirizana karatra isan-dahy [1.78]
  [Bara] Kitapo hoditra fitondra miady [1.78]
 Kitapo misy entana fentina mandeha (mazàna no hoditra ny kotra, nefa azo anaovana kotra koa rehefa mety ho zavatra mafimafy fanao kitapo). [1.1]
 Giberne, petite valise, petit sac de voyage et en général tout petit sac qu’on porte en voyageant et qui est fait en cuir ou en une autre matière résistante [1.3]

Entrée kotra
Partie du discours nom
 Volotsangana vaventy toy ny valiha no mitambatra maromaro mihantona rehefa nolavahana, asiana hazo tsivalana toy ny fefiny eo antenatenany ary misy tady lava mifatotra eo amin' ny fihantonany mba hahatonga ireo volotsangana hikotrana rehefa sintonina ilay tady: mifampiankapoka amin' ilay tsivalan-kazo ny vatany ka mamoaka feo mipoapoaka [1.1]
Vocabulaire 

Entrée kotra
Partie du discours adjectif
  [Taisaka] Antitra [1.78]

Entrée kotra
Partie du discours nom
  [Merina] Patates repoussant après l'arrachage, parce qu'on a oublié certains tubercules ou fragments de tige. Les enfants vont les récolter pour les manger en dehors des repas (Firaketana Malagasy). Regain. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2025/04/28