| Entrée | tany kotra | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | tany, kotra | |
| Tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1] | ||
| Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ny tany efa kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso.
[2.117] | |
| Mis à jour le 2023/10/24 |
|