Entrée | fanakotrana (kotrana) | |
Partie du discours | nom | |
Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [1.1] | ||
Entrée | fanakotrana (kotra) | |
Partie du discours | nom | |
Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [1.1] | ||
Mis à jour le 2025/06/13 |
![]() |