| Entrée |
kinga
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
[1.1]
|
| | Maila-pihetsika [1.13]
|
| | Clever, quick, shrewd [1.7]
|
| | Habile, leste [1.8, 1.13]
|
| | Adroit, agile [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Kinga sy maha miafina koa ry ilay matsaka
[2.470]
|
| 2 | Nisy mpitoraka kinga iray efa nomanina amin' ireo mpanotrika akaiky.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
kinga |
| Impératif : |
kingà |
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
|
| Entrée |
kingà
|
| Partie du discours | impératif de l'adjectif kinga
|
| Exemples | Ary ialahy, ry Dera, mba kingà sy mahaiza mihetsika, fa misy zavatra kendreko amin' ialahy amin' izao fahatongavan' izy telo mianaka aty izao.
[2.4]
|
|
| Entrée |
kinga
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tankarana]
Petit cours d'eau, ruisseau, affluent. § tanandranoboka,
vinany.
[1.19]
|
| Vocabulaire |
|