| Entrée | matselaka (tselaka) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny [1.1] | ||
| Quick, prompt [1.7] | ||
| Prompt à comprendre, à agir [1.8] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|