| Entrée |
kabaosy
|
| Partie du discours | nom
|
| | Tanalahy resy an' ady [1.1]
|
| | A coward, cowardly. See Osa. This word is only used of a conquered chameleon [1.2]
|
| | Caméléon vaincu [1.3]
|
|
| Entrée |
kabaosy
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Kanosa, tsy sahy miady, kivy ambony ihany: Kabaosy iakihy raha tsy sahy miady amin' io [1.1]
|
| | Lâche, poltron, sans coeur [1.3]
|
|
| Entrée |
kabaosy
|
| Partie du discours | nom
|
/m:hyperonym>
| | Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1]
|
| | [Tankarana]
Sorte de guitare. [1.19]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | ~ ~ |
|
| Entrée |
Kabaosy
(kabaosy)
|
| Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
| Vocabulaire |
| Coordonnées | -17.4666667, 46.1833333
|
| Toponymie | kabaosy |
|