Entrée | kabosa | |
Partie du discours | nom | |
Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] | ||
[Tankarana] Sorte de guitare. [1.19] | ||
Vocabulaire | ||
Synonymes | kabaosa ~ kabaosy ~ kabosy | |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |