| Entrée | firapotsy | |
| Partie du discours | nom | |
| Mots élémentaires | firaka, fotsy | |
| Karazam-piraka faninginana [1.1] | ||
| Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13] | ||
| Karazam-piraka faninginana. [1.1] | ||
| [ fira-potsy ] A white kind of lead. [1.2] | ||
| [ fira-potsy ] Tin [1.7] | ||
| [ fira-potsy ] étain [1.8] | ||
| étain [1.13] | ||
| Sn [3.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy.
[2.503] | |
| Autres orthographes | fira-potsy | |
| Tableaux et planches | Table périodique | |
| Mis à jour le 2024/08/31 |
|