| Entrée |
firaka
|
| Partie du discours | nom
|
| | Teny ilazana metaly roa samy hafa dia
ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify
ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba,
ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1]
|
| | Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2]
|
| | Nom générique du plomb et de l'étain,
petits grains d'étain intercalés dans les tissus
comme ornements.Fig. fausse monnaie [1.3]
|
| | Nom générique du plomb firamainty
et de l'étain
firapotsy.
[1.5]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka.
[2.117]
|
| 2 | Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i
[2.346]
|
| 3 | Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika.
[2.857]
|
| 4 | Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, fira-potsy amam-pira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao
[2.996]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
firaka,
fira- |
| Préfixée : |
-piraka,
-pira- |
|
| Analogues |
Pb ~
Sn |
| Tableaux et planches |
|
|