Entrée | fihomehy (homehy (hehy)) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo [1.1] | |
Exemples | Tonga fandatsan' ny mpifanakaiky aminay izahay, sady fihomehy amam-paneson' ny manodidina anay.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |