| Entrée | fidarabohana (daraboka (daboka)) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fianjerana mafy amin' ny tany [1.1] | ||
| L’action de tomber lourdement [1.3] | ||
| Exemples | Ary amin' izany andro izany, hoy Jehovah, Dia hisy feo re mitaraina any am-bavahadin-kazandrano, Sy fidradradradrana ao amin' ny tanàna ambany, Ary fidarabohana miezinezina any amin' ny havoana.
[2.996] | |
| Mis à jour le 2023/01/08 |
|