Entrée | dabòka | |
Partie du discours | nom | |
Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1] | ||
Son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3] | ||
Vocabulaire | ||
Dérivés |
| |
Entrée | daboka | |
Partie du discours | nom | |
Enti-milaza: Fianjerana Fitsorana mivalampatra Halavoana Fiaiken-keloka na fibabohana Famelezana, fanatontana. [1.1] | ||
Kapoka mafy [2.285] | ||
[1.2] | ||
Action de battre [1.3, 1.5] | ||
Chute, état de celui qui est couché, de tout son long Action de rosser [1.3] | ||
Action de tomber, de se précipiter de h [...] [texte complet dans 1.5] | ||
Dérivés |
| |
Synonymes | daraboka | |
Entrée | daboka | |
Partie du discours | adjectif | |
Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1] | ||
Plein, gras [1.3] | ||
Exemples | Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny
[2.314] | |
Entrée | daboka | |
Partie du discours | nom | |
Hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13] | ||
Sablière [1.13] | ||
élément de charpente [3.1] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2023/10/23 |
![]() |