| Entrée | faridanonana | |
| Partie du discours | nom | |
| Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray [1.1] | ||
| [Sihanaka] faribolana [1.78] | ||
| Autres orthographes | fari-danonana | |
| Entrée | Faridanonana | |
| Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
| Mots élémentaires | faridanonana | |
| Vocabulaire | ~ | |
| Exemples | Araka ny filazan' i Faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna.
[2.508] | |
| Mis à jour le 2024/07/01 |
|