|
|
|
|

Entrée faribolana
Partie du discours nom
Mots élémentaires faritra, volana
 Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
 A circle, a circumference, a circuit [1.2]
 A circle [1.7]
 Cercle [1.8]
Vocabulaire 
Exemples Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema. [2.356]

Entrée faribolana
Partie du discours nom
 A children's game of making circles. [1.2]
Vocabulaire 
Exemples Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5]

Entrée fari-bolana
Partie du discours locution
 Enti-milaza sary vorivory [1.1]

Mis à jour le 2024/08/13