Entrée | fandevona (levona) | |
Partie du discours | nom | |
Fomba entina mandevona, manafoana, manafongana [1.1] | ||
Ce qu’on peut détruire, faire évaporer, la manière d'anéantir [1.3] | ||
Exemples | Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevona ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona;
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/01/07 |
![]() |