Entrée | levona | ||||
Partie du discours | adjectif | ||||
Explications en malgache | Foana, tonga tsy misy: Indray mipy maso ihany, dia mety ho levona, hono, izao tontolo izao Lany: Levon' ny omby ny varinay Simba: Levon' ny zanakao ny bokiko Lasa entona: Levon-ko fofona ny kamifaoro Lasa tsy hita venty intsony toy ny sira latsaka ao anaty rano: Levona tao anaty rano ny siramamy Voaovan' ny vavony: Tsy mbola levona ny sakafonao ka aza mandro [1.1] | ||||
Explications en anglais | Consumed; utterly destroyed; dissolved, digested [1.7] | ||||
Explications en français | Consumé, anéanti; dissout; digéré [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Dérivés |
| ||||
Mis à jour le 2015/12/01 |
![]() |