| Entrée |
fahavaratra
|
| Partie du discours | nom
|
| Mots élémentaires | faha,
varatra |
| | Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy [1.1]
|
| | The rainy season, the summer [1.2]
|
| | Summer, the thunderstorm season [1.7]
|
| | L'été austral, la saison des temps orageux [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra.
[2.59]
|
| 2 | Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka.
[2.117]
|
| 3 | asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra;
[2.69]
|
|
| Analogues |
lohataona ~
fararano ~
ririnina |
|
| Entrée |
Fahavaratra
|
| Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
| Auteur | Ratsifandrihamanana Clarisse, 1965 |
| Editions | 1965. Imprimerie Faneva. Pages: 150.
|
| Tableaux et planches | Tous les titres
|
| Texte |
|
|