|
|
|
|

Entrée varatra
Partie du discours nom
 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
 Thunder; a thunderbolt [1.7]
 Foudre, tonnerre [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Préfixée : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry

Entrée varatra
Partie du discours nom
  fotaka [1.1]
Morphologie 
Simple : varatra, varatro, varatrao, varany, varatsika, varatray, varatrareo, varatr', vara-, varatry
Préfixée : -baratra, -baratro, -baratrao, -barany, -baratsika, -baratray, -baratrareo, -baratr', -bara-, -baratry

Mis à jour le 2023/06/12