| Entrée |
fotaka
|
| Partie du discours | nom
|
| | Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
|
| | Mud, slime, bog [1.2]
|
| | Mud [1.7]
|
| | La boue [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao.
[2.324]
|
| 2 | mihady dia manilika ny fotaka voahady.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Simple : |
fotaka,
fotako,
fotakao,
fotany,
fotatsika,
fotakay,
fotakareo,
fotak',
fota-,
fotaky |
| Préfixée : |
-potaka,
-potako,
-potakao,
-potany,
-potatsika,
-potakay,
-potakareo,
-potak',
-pota-,
-potaky |
|
| Dérivés |
| Analogues |
fotadrevo ~
fotamalemy |
|
| Entrée |
fotaka
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Bezanozano]
[ fôtaka ] Varatra: Latsaham-pôtaka [1.78]
|
| | A thunderbolt. [1.2]
|
| | Lightning [1.7]
|
| | La foudre [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Morphologie |
| Simple : |
fotaka,
fotako,
fotakao,
fotany,
fotatsika,
fotakay,
fotakareo,
fotak',
fota-,
fotaky |
| Préfixée : |
-potaka,
-potako,
-potakao,
-potany,
-potatsika,
-potakay,
-potakareo,
-potak',
-pota-,
-potaky |
|
|