|
|
|
|

Entrée lohataona
Partie du discours nom
Mots élémentaires loha, taona
Explications en malgache Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1]
Explications en anglais Springtime [1.7]
Explications en français Printemps [1.8]
Vocabulaire 
Exemples 
1fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69]
2fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245]
Analogues  fahavaratra ~ fararano ~ ririnina

Mis à jour le 2023/10/08