|
|
|
|

Entrée domohina
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-boromailala dia, izay misy betsaka eto amintsika ary fahita indrindra any ambany any anindrana. Maro volo na soratra izy, ka izany no nanaovana ny anarany hoe Turtur picturatus na Tourterelle peinte (Domohina miloko). [1.10]
 Voromailala dia [1.1]
Explications en français Tourterelle [1.3, 1.54, 1.13]
 Pigeon sauvage [1.13]
Vocabulaire 
Exemples 
1Lay hany domohina mamin' ny fony, nindaosim-papango [1.245]
2vadiny izy, hoy ny domohina mifampirokoroko amin' ny namany [2.445]
3Tsy ny biby rehetra akory dia natao anompana olona, misy ireo biby natao andokafana toy ny domohina [1.519]
Autres orthographes 
Analogues  pakatova ~ voromahailala

Mis à jour le 2025/02/02