Entrée | ankaso | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1] | |
Explications en anglais | Taking by force; malicious damage [1.7] | |
Explications en français | Du mal fait à quelqu'un [1.8] | |
Exemples | Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao.
[2.471] | |
Synonymes | ankasomparana ~ filambanony ~ hasomparana ~ hetraketraka ~ sotasota | |
Mis à jour le 2013/10/25 |
![]() |