| Entrée |
hetraketraka
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana:
Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [1.62]
|
| | Brutalité, vandalisme, méchanceté, ar [...] [texte complet dans 1.5]
|
| Exemples |
| 1 | Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra.
[2.471]
|
| 2 | Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola.
[2.508]
|
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
Hetraketraka
|
| Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
| Auteur | Andriamalala Emilson Daniel, 1972 |
| Editions | Pages: 200.
|
| Tableaux et planches | Tous les titres
|
|
| Entrée |
Hetraketraka
|
| Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
| Auteur | Rapatsalahy Paul |
| Editions |
|
| Tableaux et planches | Tous les titres
|
|