| Entrée |
Andriantsimitoviaminandriandehibe
(andriana, tsy, tovy, lehibe)
|
| Partie du discours | nom propre (anthroponyme)
|
| Allégation | Mot ou locution vu dans: tranofitomiandalana
|
| Exemples |
| 1 | Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana Andriantsimitoviaminandriandehibe.
[2.508]
|
| 2 | Tsy nanaiky izany anefa Andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa.
[2.113]
|
| 3 | Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' Andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo;
[2.48]
|
|
|