|
|
|
|

Entrée an-driana
Partie du discours locution
Mots élémentaires any, riana
  [1.1]
  [1.3]

Entrée andriana (andry)
Partie du discours verbe relatif
 Ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto? [1.1]
 Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court) [1.3]
Morphologie 
Présent : andriana, andriako, andrianao, andriany, andriantsika, andrianay, andrianareo, andrian', andrian-, andriam-, andria-
Passé : nandriana, nandriako, nandrianao, nandriany, nandriantsika, nandrianay, nandrianareo, nandrian', nandrian-, nandriam-, nandria-
Futur : handriana, handriako, handrianao, handriany, handriantsika, handrianay, handrianareo, handrian', handrian-, handriam-, handria-
Impératif : andrio

Entrée andriana
Partie du discours nom
 Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka [1.1]
 Saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana [1.13]
 The Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir. [Mal. satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.] [1.2]
 A king, a queen, royalty; a nobleman, nobility [1.7]
 Noble [1.3, 1.8, 1.13]
 Seigneur [1.3, 1.13]
 Souverain [1.3]
 Roi, reine, royauté; la noblesse [1.8]
Vocabulaire 
Dérivés 
Article 

Mis à jour le 2025/06/18