Entrée | riana | |||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||
Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1] | ||||||||||
Rapids, a waterfall [1.7] | ||||||||||
Rapide, cascade [1.8] | ||||||||||
Vocabulaire | ||||||||||
Exemples |
| |||||||||
Illustrations |
| |||||||||
Mis à jour le 2024/09/03 |
![]() |