Entrée | ambony | |
Partie du discours | adverbe | |
Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1] | ||
Above, over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2] | ||
Above, up Ambònin'ny ... : above ... [1.7] | ||
En haut, au-dessus Ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8] | ||
Dérivés |
| |
Antonymes | ambany | |
Entrée | ambony | |
Partie du discours | adjectif | |
Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony. Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1] | ||
Entrée | ambony | |
Partie du discours | nom | |
[Sihanaka] atsinanana [1.78] | ||
[Provincial] The east [1.2] | ||
Vocabulaire | ||
Entrée | ambony | |
Partie du discours | adverbe | |
[Taisaka] Indray [1.78] | ||
Synonymes | ambola | |
Mis à jour le 2023/06/13 |
![]() |