| Entrée |
manambony
(ambony)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manindrahindra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena [1.1]
|
| | To make much of one's self or of another. [1.2]
|
| | To make much of, to consider highly [1.7]
|
| | Exalter, rendre hommage à [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Firifiry moa ny fiteniny manambony ny fananam-panahy ho soa noho ny soa rehetra?
[2.296]
|
| 2 | Izany rafi-tsaina manambony ny andriana sy manambany ny andevo izany dia mbola mitoetra ankehitriny
[2.606]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manambony |
| Passé : |
nanambony |
| Futur : |
hanambony |
| Impératif : |
manambonia |
|
|