| Entrée |
akisa
|
| Partie du discours | nom
|
| | Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra
[1.1]
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
akisa
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy
[1.1]
|
| | Affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
|
| | Plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
Akisa
|
| Partie du discours | nom propre (biblique)
|
| | [2.996]
|
| | Achish [2.996]
|
| | Akish [2.996]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | |
|